Entry | 1 isa fa tsy roa |
Elementary words | 2 isa, fa, tsy, roa |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1] |
Explanations in French |
5 incomparable, unique, sans égal [1.3] 6 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733] |
Other spellings | 7 isafatsiroa, safatsiroa |
Synonyms | 8 tsy manam-paharoa |
Anagrams | 9 isafatsiroa, isa fa tsy roa |
Updated on 2023/04/23 |